|
|
|
|

Entry1  mafaike
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 mafaitra, mangidy, tsy mamy, tsy matsatso: Tamam-pary mame ka mangady ny vahine mafaike (tamana ny hamamian'ny fary ka mihady ny fakany mangidy) [Tanala] [1.78]
Synonyms  4 mafeka

Anagrams  mafaike, 5 miafake

Updated on 2025/09/12