Entry lozoka
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bezanozano] efitra [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] lavaka manodidina fiarovana tanàna [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] lalan-tery, lalana ety dia ety [Rakotosaona 1972]
 Tsatokazo misy lavaka itsofohan' ny hidim-bavahady rehefa nohidiana ny vavahadim-bohitra fahizay, izay natao hidim-bala tsotra kosa ankehitriny
¶ Zohy any ambanin' ny tany: Misy lozoka ao anilan' ny vatolampy ao. [Rajemisa 1985]
English definition a tunnel-like place of concealment, as in grass or bushes [Hallanger 1973]
French definition tonnelle ou tunnel, abri dans lequel on se place [Hallanger 1974]
Derivations 
Synonyms lovoka

Entry lozoka
Part of speech noun
Malagasy definition Filofosana amin' izay atao, fiezahana hahay fianarana. ï [Rajemisa 1985]
Derivations 

2011/02/17