Entry lotsaka
Part of speech adjective
Malagasy definition Milona ao anaty rano ka mita ho motska, ho levona ao, toy ny baingantany difotra ao anaty rano, ohatra [Rajemisa 1985]
Derivations 

2009/02/23