|
|
|
|

Entry1  lotoina
Root  2  loto
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Asiana loto: Aza lotoina ny rano, rankizy
Endrikendrehina, hosoram-potaka: Nolotoiny ny raiko ka tsy manaiky aho
Zazavavy anaovana an-tery, alaina ankery, anaovana angovy: Nolotoin' ilay zazalahy ny zanaka vavin-dry zareo ato avaratra mbola tsy tonga taona [1.1]
Explanations in English  5  to be soiled [1.7]
Explanations in French  6  qu'on souille, qu'on calomnie [1.8]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Updated on 2025/09/12