Entry lotaka
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza ny toetran'ny zavatra malemy sy efa mohaka [Rajemisa 1985]
French definition très mou, comme les fruits trop mûrs qui se pourrissent [Abinal 1888]

Entry lotaka
Part of speech noun
Malagasy definition (teny tranainy) Nofom-boankazo [Rajemisa 1985]
French definition  [Merina] (de lo : pourri, gâté). Nom qu'on donne aux fruits tombés à terre et qui pourrissent sur place. [Boiteau 1997]
Vocabulary 

Entry lotaka
Part of speech noun
Malagasy definition Masitika fanditiana ny saron' alambika, natao tamin' ny ravim-bomanga nototoina ka nopotsipotsehina ho tonga koba, ary dia nafangaro tamin' ny lavenona na vovoka na tain' omby [Rajemisa 1985]

2019/08/17