|
|
|
|

Entry1 lomorina
Root  2lomotra
Part of speech  3 adjective
Explanations in Malagasy  4Itakovanan' ny lomotra betsaka: Vato lomorina io fa aza hitsahina.
5Entina hilazana koa ny toe-tsaina feno haratsiana sy tsy mba mivoatra: Toe-tsaina lomorina izany mihevitra ny Malagasy ho tsy maintsy miankin-doha lava amin' ny hafa izany. [1.1]
Explanations in English  6moldy; overgrown with algae. [1.7]
Explanations in French  7moisi; couvert de mousse. [1.8]
All compound words  8lomorim-bavorona

Updated on 2025/10/08