| Entry | 1 lokanady |
| Elementary words | 2 loka, 3 ady |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Dina na fanekena nifanaovan' ny miaramila hiady na hiantafika fahizay. (Anisan' ny lokanady nalaza fahiny ilay fepetra iray mitaky "ny fandoram-belona izay miamboho lehilahy", izany hoe miverina ilalana mandositra ny fahavalo; azo heverina fa hatramin' izay no nahatonga ny fitenenana hoe "aleo mandroso ho faty toy izay miverin-ko may") [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|