Entry | 1 lôjika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fahaizana manaporofo, fifanarahan-kevitra [1.4] |
Explanations in French |
4 logique [1.13] |
Examples |
5 Tsy voahaja foana mantsy, hoy ity mpanao politika tranainy ity, ny lojika amin’ny fomba nenti-nikaro-bahaolana teto ka mihenahena eo foana ny disadisa fa tsy afaka.
[4.43]
|
All compound words |
|
Vocabulary | 8 Philosophy |
Anagrams | 9 Jokaly, 10 lôjika |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |