Entry loba
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza ny akanjo na satroka malalaka loatra [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms lobaloba

Entry lo (loba)
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sakalava] Hazo fisaka mitsivalana eo amin' ny vavan' ny botry na sambo itsatohan' ny andriny [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

2009/10/22