| Entry | 1 linga |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Hazo lava mitsatoka eo amin' ny tendron' ny botry roa eo an-kavian' ny lakana haningorana ny tady fanenjanana ny lay [Sakalava]
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Navigation |
| Anagrams | 5 langy, 6 linga, 7 ngaly, 8 ngila |
| Updated on 2025/09/12 |
|