| Entry | 1 limonady |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3Zavapisotro tsy misy alkaola izay amboarina avy amin' ny voasarimakirana ka asiana rano sy siramamy ary indraindray gazy, izay mampisy tapoakan-drivotra mahatsara ny tsirony sy mahamanimanitra azy.
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Economy: food |
| Updated on 2025/09/12 |
|