|
|
|
|

Entry 1  letrezana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fanaovana ambozizy na an-kery; fandentehana an-ditra fa tsy mila izay rirany; fampanekena amin' ny hevitra bontolo: Tsy azo atao letrezana amin' izao akory ny fampidiran-kevitra ao an-tsain' olona [1.1]
Combinations  4  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word letrezana

Updated on 2026/04/19