| Entry | 1 lesona |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Boky, fianarana mamaky
4 Zavatra ianaran' ny mpianatra: Ny tantaran' ny foko sakalava no lesonay androany ~ Mianatra lesona ~ Tsy mahay lesona [1.1] |
| Explanations in English |
5 a lesson
[1.7] |
| Explanations in French |
6 leçon
[1.8] |
| All compound words | 7 famerenana lesona |
| Anagrams | lesona, 8 solañe |
| Updated on 2025/11/17 |
|