| Entry (1/2) | 1 lesoka |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Petaka (orona): Lesoka orona io zazavavy io no naharatsy azy
4 Iva ary lempona, pepo, tsy feno: Misy lesoka eto ny lalotra ka amboary kely [1.1#540] |
| Explanations in English |
5 sunken in the middle; flat-nosed
[1.7] |
| Explanations in French |
6 enfoncé au milieu; camus; creux
[1.8] |
| Examples |
7 Misy ny lesoka mila arenina.
[1.368#]
8 Izao anefa, manarina ny lesoka ny mpanakanto. [2.445#] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 16 raivolesoka |
| Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 18 lesoka |
| Part of speech | 19 noun |
| Explanations in Malagasy |
20 Tsininy: Mahafinaritra be ohatrohatra ny lahateninao, fa ny hevitra no somary maivana: izay no lesoka aminy.
[1.1#540] |
| Anagrams | 21 Eskola, 22 Kasleo, 23 lesoka, 24 saloke |
| Updated on 2025/11/17 |
|