Entry lejo
Part of speech adjective
Malagasy definition Lava manify [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms lejolejo

Entry lejo
Part of speech noun
Malagasy definition Ny lafy fahatelo manatrika ny zoro mahitsy amin' ny telolafy mahitsizoro [Rajemisa 1985]
 lafy mifanatrika amin'ny zoro mahitsy ao amin'ny telolafy mahitsizoro [SLP 1986]
French definition hypoténuse [SLP 1986]
Vocabulary 
Examples Ny lejo atao toradroa dia mira amin' ny fitambaran' ny lafy roa hafa samy atao toradroa [Rajemisa 1985, page 538]

2017/03/08