Entry lehibebe (lehy, be)
Part of speech noun
Examples 
1Ireto avy ny lehibebe tamin’ izany. [Rajemisa: Fomba]
2Vola be izany fahizay fa nety hahazo vantotr' omby iray lehibebe ihany. [Randriamiadanarivo: Sikajy]
3Izany hoe efa lehibebe kokoa ny mpihaino eto noho ny amin'iry voalohany. [Razafiarivony: Harivolana]

Updated on 2020/07/31