Entry lefy
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Lany hery: Lefy sahady ny hanitr' ilay ranomanitra novidina omaly
¶ Tsy maso mpanaraka intsony: Efa lefy ankehitriny io didin' akanjo io
¶ Adala [Rajemisa 1985]
English translation   insipid [Hallanger 1973]
French translation   fade, insipide; qui a perdu ses propriétés [Hallanger 1974]
Derivations  

Updated on 2012/06/26