Entry leda
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny hoditra na lamba manosika ny rivotra na ny rano hivoaka ny tafoforana sy ny paompin-drano [1.1]
 Singa mametra ny fivoahan'ny ranoka na rivotra amin'ny fitaovana [1.13]
Explanations in French Clapet [1.13]
Vocabulary 
Compound words 

Entry leda
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandeha mavesabesatra toy ny tsy mahazaka tena, milakolako [1.1]
Derivatives 
Synonyms ledaleda

Anagrams 

Updated on 2023/10/07