Entry lazo
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fiandohana hamainana, fanombohana amin' ny fahasimbana na fahamainana: Ny lazom-boangazo dia mangahazo ahahy amin' ny hainandro ka efa maimaina. [Rajemisa 1985]
Derivations  
Compound words, titles, names  
Analogy   lazom-boamangahazo ~ lazon-kabary ~ lazony

Updated on 2009/02/24