|
|
|
|

Entry (1/2)1 lavanty
Part of speech  2 adverb [Full list]
Explanations in English  3 used adverbially for always, continually [1.2]
All compound words  4efa ho lavanty

Entry (2/2)5 lavanty
Part of speech  6 noun
Explanations in Malagasy  7 Varojavatra ampahibemaso ifanongonana hatrany ny vidiny tononina ka izay manonona ambony indrindra -- rehefa antsoina intelo ka tsy misy mihoatra intsony -- no mahazo ilay zavatra: Hatao lavanty ilay trano atsy Ambodivona [1.1]
Explanations in English  8 an auction [1.2]
9 an auction sale [1.7]
Explanations in French  10 vente aux enchères [1.8]
Examples  11 Tao an-tokotanin-tsekoly no nanaovana ny lavanty. [2.472#]
12 Saingy nony natao ny lavanty dia tsy mba nividy mofo na saosisy akory i Maman. [2.356#]
All compound words  13atao lavanty

Updated on 2025/10/08