Entry | 1 lavanila |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in French |
3 voir vanila [1.196] |
Examples |
4 Toy izao ny zavatra hita tao : - tanim-pary malalaka sy fanaovan-toaka - lavanila, dimy alina fototra - kafe, dimy alina sy iray hetsy fototra, trano fandrafetana, fanaovana bariaka, fanaovan-gony, fanaovam-bilany, fanaovan-tsambo.
[2.508#]
|
Vocabulary | 5 Botany |
Anagrams | 6 lavalina, 7 lavanila |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |