Entry latsy
Part of speech   noun
Malagasy definition   singam-bolotsangana anohizana tery [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
   Hazo atsivalana entina hanamafy ny rafitra na ny tohan-javatra. Hazo atsivalana any anatin' ny rindrin-trano mba tsy hampilefitra azy na hanatanjahana ny firarin' ny takelaka [Rajemisa 1985]
   tsivalan-kazo madinika na vy atsivalana entina hanamafy ny rafitra na tohan-javatra [SLP: Voambolana]
English translation   cross pieces of bamboo, etc., used to strengthen the sides of a rush house [Richardson 1885]
French translation   traverse, entretoise [SLP: Voambolana]
Examples   Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy. [Andraina: Mitaraina, page 36]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Updated on 2013/09/22