Entry lasitra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Zavatra misy sary lempona izay anidinana metaly voaempo, ka rehefa mangatsiaka ilay metaly dia manana endrika mitovy amin' ilay sary fa mivohitra kosa
¶ Marika atao modely amin' ny fanaovan-taozavatra, ohatra, ny mpanjaitra dia manana lasitra (sari-na vatan' olona amin' ny hazo) izay ametahany ny vatan' ilay akanjo rehefa didiany [Rajemisa 1985]
English translation   a shoemaker's last [Richardson 1885]
   a mold, a last, a form for fashioning something [Hallanger 1973]
French translation   moule, forme, gabarit [Hallanger 1974]
Origin   English: last.

Entry lasitra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Famelezana amin' ny rantsantanana roa avonkina ka terena ao ny hoditr' ilay vonoina ary dia aolana mafy [Rajemisa 1985]
Derivations  

Updated on 2013/09/22