|
|
|
|

Entry1  lasibatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Teboka eo afovoan' ny baoritra iray izay kendrena anaovana fanazaran-tena amin' ny fitifirana
4 Olonakendrena asiana foana: Ataon' ny olona lasibatra foana io Rangahy io [1.1]

Anagrams  5 albasitra, 6 lasibatra

Updated on 2025/09/12