Entry lasan > lasa
Part of speech adjective
Malagasy definition Miainga, mandeha: Lasa anikeheo i Dada ~ Manisa telo aho dia lasa
¶ Milefa, mandositra, tsy tana: Tapaka ny fatorany ka lasa ilay alika
¶ Entina: Lasany ilay bokinao teto ambony latabatra
¶ Vidina: Aiza hovidiko iry satroka iry -- Efa lasan' olona io, tompoko ~ Lasako dimampolo itỳ amalona itỳ
¶ Angalarina, faohina: Lasan' ny sasany halina ny kisoanay
¶ Tsy eo intsony: Zavatra efa lasana izany ka tsy tokony hofohazina intsony
¶ Lany andro: Efa lasa izany lamody izany
¶ Maty: Lasa halina tamin' ny iray Rakoto
¶ Manomboka milalao: Lasa aho
Mitovy hevitra: dila ~ nadio ny rano nitana ~ nandao ~ nanifi-drano ~ niala ~ nidify ~ niendaka ~ nihataka ~ nirintona ~ nisava ~ nisinda ~ nisintaka ~ nisintona ~ ny lalana mody no nasiany olona [Rajemisa 1985]
French translation qui part, qui est parti, qui s'en va, qui s'en est allé, qui commence ou a commencé à ajouter, qui s'est échappé: Veloma, fa lasa aho (Adieu, je m'en vais, je part) ~ Lasan-davitra izy (Il est allé au loin) ~ Lasa taon' itsy izy (Il est parti l'année dernière) ~ Mameleza, fa lasa ny azy (Jouez, car il a commencé) ~ Lasa aho (Je commence à jouer, je joue) ~ Tapaka ny fatorana, ka lasa tampoka izy (Les liens se sont cassés, et il s'est vite échappé)
¶ pris, emporté, volé, acheté: Lasako ny bokinao tao ambony latabatra (J'ai pris votre livre qui était sur la table) ~ Moa lasa any aminareo ny sininay? (Auriez-vous pris notre cruche chez vous?) ~ Lasan'ny sasany halina ny ombinay (On a volé nos boeufs la nuit dernière) ~ Lasako iraimbilanja ity satroka ity (J'ai acheté ce chapeau un franc)
¶ qui a fait son temps, passé, mort: Efa lasa izany lamody izany (Cette mode a fait son temps) ~ Tonga taty tamin'ny taona lasa izy (Il est venu ici l'année dernière) [Abinal 1888]
Derivations 
Morphology 
lasa
lasako
lasanao
lasany
lasanay
lasantsika
lasanareo
lasan'
lasam-
-dasa
-dasako
-dasanao
-dasany
-dasanay
-dasantsika
-dasanareo
-dasan'
-dasam-
lasana
Synonyms lasana
Compound words, titles, names 
Examples 
1Malahelo vady lasan-davitra [Dahle: Angano, page 214]
2Dia lasan' izy roa lahy ny tanimbary. [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 32]
3izay no olonay lasanareo any andafy, koa tsy aterinareo fa tananareo any ihany [Razoharinoro: Soratra, page 55]
4Taon-dasa, tsy tsaroana tokoa ny an' i Datoa [FOFAFIPE: Haivola, page 50]
Quotes 

Entry lasan > lasana (lasa)
Part of speech imperative of adjective lasa [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French translation partez, faites, frappez [Abinal 1888]

Entry lasan > lasana (lasa)
Part of speech passive verb
Malagasy definition ¶  lasa [Rajemisa 1985]
English translation gone, departed, carried off [Hallanger 1973]
French translation parti [Hallanger 1974]
Derivations 
Morphology 
lasana
lasako
lasanao
lasany
lasantsika
lasanay
lasanareo
lasan'
lasan-
lasam-
lasa-
nolasana
nolasako
nolasanao
nolasany
nolasantsika
nolasanay
nolasanareo
nolasan'
nolasan-
nolasam-
nolasa-
holasana
holasako
holasanao
holasany
holasantsika
holasanay
holasanareo
holasan'
holasan-
holasam-
holasa-
Compound words, titles, names 
Examples 
1Dia lasana izy niakatra teny an-tanety; [Razoharinoro: Soratra]
2Hitako fa lasana eritreritra mafy i Feno teny am-pandehanana. [Andraina: Mitaraina]
Quotes 

Entry lasan > lasana
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-javamaniry mandady [Rajemisa 1985]
English translation the name of a creeping plant [Richardson 1885]
French translation nom d'une plante grimpante [Abinal 1888]
  [Merina] (du malais lungsur : tout ce qui passe, qui est éphémère). Nom des plantes annuelles, qui se développent rapidement puis disparaissent pendant la saison sèche. Ce nom est appliqué en particulier à une petite plante rampante indéterminée (A. Grandidier, Malzac, Firaketana Malagasy, etc.). [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Origin Malay: lungsur.