Entry lapata
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] karazam-bibilava [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] anaram-biby madinika, tsy manamaso [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] karazam-bibilava mazana monina eny an-drano sy eny amoron-tanimbary [Rakotosaona 1972]
English definition   a provincial word for holapata [Richardson 1885]
Vocabulary  

2012/03/03