| Entry (1/3) | 1 lanòna |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 mitovy amin'ny lalòna
[1.1] |
| Explanations in French |
4 comme lalòna
[1.3#386] |
| Entry (2/3) | 5 lanona |
| Part of speech | 6 noun |
| Explanations in Malagasy |
7 Fangoronana sy fampirimana ny zavatra nahahy.
[1.1] |
| Explanations in English |
[1.2] |
| Explanations in French |
8 assemblage, rassemblement, réunion
[1.3#386] |
| Examples |
9 Vetivety dia vory lanona izahay.
[2.643#]
10 Koa izao àry no izy, ry ambanilanitra vory lanona ankehitriny. [2.528#] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 19 lanom-be |
| Entry (3/3) | 20 lanona |
| Part of speech | 21 noun |
| Explanations in Malagasy |
22 lanonana
[Bara]
[1.78] |
| Explanations in English |
23 a song, a chant
[Provincial]
[1.2] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | lanona, lanòna |
| Updated on 2025/11/21 |
|