| Entry | 1 lamody |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fomba amam-pitafiana miserana ihany mifanaraka amin' ny ataon' ny olona mandritra ny vanim-potoana iray: Ny volo lava teo alohaloha no lamody ho an' ny tovolahy, ary ny zipo fohy ho an' ny tovovavy ~ Manara-damody ~ Mpivarotra lamody
[1.1] |
| Explanations in English |
4 custom, fashion. See fomba (omba), fanao (tao)
[1.2] |
| Explanations in French |
5 mode
[1.3] |
| Anagrams | lamody, 6 lomady, 7 madilo, 8 midola, 9 Moladì |
| Updated on 2025/09/12 |
|