| Entry | 1 lamboridy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Anja-koditra fihazonana ny soavaly taingenana ka ampiasaina hitarihana azy amin' ny lalana tian-kaleha: Anisan-javatra voafaoka ao anatin' ny hoe lamboridy ny vy sakambavan-tsoavaly ary ny kofehin-damboridy [1.1] |
| Explanations in English |
4 a bridle [1.2, 1.7] |
| Explanations in French |
5 bride de cheval [1.8] |
| All compound words | 6 lamboridim-bokotra |
| Updated on 2025/10/08 |
|