Entry | 1 lamboala |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] lambo dia [Tambahoaka]
4 [1.78] lambodia (kisoa monina sy mivelona any an'ala any): Mivadikadike ny lamboala laha mate ka ñy tsy mate mandika hentoña (mikodiadiamandositra) ny lambo voan-defona fa ny sisa tsy maty mirifatra [Tanala] |
Vocabulary | 5 Zoology: mammals |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |