Entry lalambika
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fantsona lava miolikolika difotra ao anaty rano mangatsiaka ka raha mandalo ao anatin' io ny entona dia manjary ranomason-takotra azo angonina indray. Ny lalambika dia ilaina amin' ny fanasitiliana ny alkaola [Rajemisa 1985]
   fitaovana fisitiliana alkôla [SLP: Voambolana]
English translation   a still [Richardson 1885]
French translation   alambic [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Origin   French: l' alambic.

Updated on 2013/02/28