Entry lakroa
Part of speech   noun
Malagasy definition   Sary na hazo mitanambokovoko mampahatsiaro ny hazo namantsihana an' i Kristy, hita amin' ny toerana maro, indrindra ny toeram-pivavahana (fiangonana, fasana...): Maty teo ambony lakroa i Kristy [Rajemisa 1985]
Vocabulary  
Origin   French: la croix.
Analogy   hazofijaliana
Web   Lakroa n' Madagasikara (http://www.lakroa.org)

Updated on 2013/03/01