| Entry | 1 lakoraona |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Meday omena ho mari-boninahitra an' izay nahavita zava-dehibe tamin' ny firenena: Nahazo lakoraona Ranaivo tamin' ny nanaovany vy very ny ainy namonjy an' Ambohimanga nodoran' ny sasany Fehezam-boninkazo lehibe misy tanjany vy boribory ho mari-pahatsiarovana na fanajana ny maty [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|