Entry laitsa
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Maharitra, variana: Ary fa laitsa (Andao fa diso maharitra loatra [maika]) / Anovo malaky ny asa f'aza laitsa manao kivatolahin-dañitse eo (Ataovy haingana ny asa fa aza variana manao savoambody eo) [1.78]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31