Entry laisoa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan' anam-bazaha nampidirina teto; ny raviny, izay mitangorona mifanosontsosona ka tonga boribory nome-na ny anarana hoe bokondaisoa, no andrahoina miaraka amin' ny hena (alaindro raha amin' ny hen' omby ary ritina raha amin' ny henan-kisoa), somary sarodevonina anefa izy. [1.1]
Explanations in English The cabbage. Introduced. Brassica oleracea, L. [1.2]
 A cabbage [1.7]
Explanations in French Chou [1.8]
  [Merina] (du français : « les choux ». Brassica oleracea L. (Brassicaceae). Le chou potager cultivé comme légume. On appelle la pomme de chou : bokondaisoa (voir bokony). Par extension ce nom est aussi donné au chou pommé, Brassica oleracea subsp. capitata (L.) Metzg et au chou de Milan, Brassica oleracea var. sabauda L. (Brassicaceae), toutes deux cultivées à Madagascar. [1.196]
Scientific name Brassica oleracea, Brassica oleracea subsp. capitata, Brassica oleracea var. sabauda
Examples 
1Ny legioma maitso kely toy ny laisoa sy salady dia kely otrikaina. [2.424]
2Tonga ny mpanatsinjara avy amin' ny tsena an-tsisin-tanàna mividy ovy na laisoa ambongadiny. [2.4]
Vocabulary 
Phytonyms 
Origin French: le chou.

Anagrams 

Updated on 2023/10/08