|
|
|
|

Entry1  lahoina
Part of speech  2  adjective
Root  3  laho
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Madiva ho faty, mby efa ho faty, ambavahoana
Vizana aoka izany, trotraka izaitsizy: Aoka izany ny fifanosehana ao anaty fiarambahoaka: lahoina ianao vao tafavoaka rehefa hidina

Anagrams  5 ahilano, 6 alonahy, 7 anilaho, 8 anolahy, 9 lahoina, 10 laihano, 11 laohina

Updated on 2025/09/12