| Entry | 1 lahindefona |
| Elementary words | 2 lahy, 3 lefona |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Lehilahy nianatra ny ady an-defona ka tonga nahay fatratra amin' ny tora-defona, tombo-defona, fiarovan-tena amin' ny ampinga [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|