Entry | 1 lahaly |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] alina [Sihanaka]
4 [1.1] Halina, tamin' ny alina tao. Akory lahaly: teny fiarahaban' ny Betsimisaraka, izay azo adika hoe: Nanao akory, nanao ahoana halina [Betsimisaraka] |
Explanations in English |
5 [1.7] last night [Provincial]
|
Explanations in French |
6 [1.8] la nuit dernière [Provincial]
|
All compound words |
|
Vocabulary | 8 Time |
Synonyms | 9 ankaly, halina |
Anagrams | 10 lahaly, 11 lalahy |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |