| Entry | 1 lafy tsarany sy lafy ratsiny |
| Elementary words | 2 lafy, 3 tsara, 4 ratsy |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 entina milaza ny fisian' ny atiny sy ivelany amin' ny fitafiana, na ny toetra tsara sy ratsy mety hananan' ny olona na zavatra iray [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|