| Entry | 1 lafi-drihana |
| Elementary words | 2 lafika, 3 rihana |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 rairain-drihana [1.13] |
| Explanations in French |
6 solive [1.13] |
| Examples |
7 Miharihary ny lafidrihana ambony izay ravadravahan' ny molaly sy ikorotsahan' ny vovoka raha sendra misy mandeha ao an-trano fandriana.
[2.285#]
|
| Vocabulary | 8 Economy: buildings, public works |
| Updated on 2025/09/12 |
|