Entry | labôratoara | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Toerana voatokana hanaovana fikarohana sy fanandramana momba ny fahaizana amam-pahalalana samihafa [1.1] | |
Toerana fanaovana fanandramana sy fikarohana [1.13] | ||
Explanations in French | Laboratoire [1.13] | |
Origin | French: laboratoire. | |
Updated on 2020/07/31 |