| Entry | 1 labiera |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3Fisotro misy alkaola kely vita amin' ny karazam-barimbazaha atao hoe "orge", izay alona hamorivory mba hahatonga ny siramamy ao aminy ho alkaola, dia asiana "houblon" hampangidingidy ny tsirony sy hahamanimanitra ny fofony.
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Economy: food |
| Updated on 2025/09/12 |
|