Entry labatoara
Part of speech   noun
Malagasy definition   Toerana natao hamonoana ny biby vonoina hohanina, amin' ny fomba ara-dalàna, sy fanamboarana ny henany [Rajemisa 1985]
French translation   Abattoir [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo (takila A)]
Vocabulary  
Origin   French: l' abattoir.

Updated on 2016/12/31