|
|
|
|

Entry (1/2) 1  L  ~  l    
Part of speech  2  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  3 Tarehintsoratra fahiraika ambin'ny folo ary renisoratra fahavalo amin'ny abidy malagasy. Ny L dia miova ho D amin'ny fanakambanan-teny: hevitra lalina = hevi-dalina. [1.1]
Explanations in French  4 Onzième lettre et huitième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Analogs  5  abidy
Tables and plates  6  The Alphabets
Article  7 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 

Entry (2/2) 10  L  ~  l    
Part of speech  11  adjective
Explanations in Malagasy  12 marika romana izay milaza ny isa 50 [3.1]
Vocabulary  13  Mathematics: arithmetic
Tables and plates  14  The Numbers

Updated on 2026/02/28