|
|
|
|

Entry1  Krismasy
Part of speech  2  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Fety lehibe ho an' ny kristianina, natao ho fahatsiarovana ny nahaterahan' i Kristy, ary naraikitra ho amin' ny faha-25 n' ny volana Desambra [1.1]
Explanations in English  4 Christmas [1.7]
Explanations in French  5 la Noël [1.3]
6 Noël [1.8]
Vocabulary  7  Religion and Liturgy
Synonyms  8 noely
Analogs  9  noely, 10  paka

Updated on 2025/09/12