| Entry | 1 kotsetsa |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Basivava, mpitsaontsaom-bava, be taria sy mipentsompentsona mandrakariva tsy misy handatsahan' ny sasany
[1.1] |
| Derivatives |
|
| Analogs | 15 be kamentsona, 16 be karajia, 17 maro vava, 18 mpikamentsona, 19 mpipentsompentsona, 20 mpitafa, 21 Mpitaria, 22 mpivatsavatsa, 23 tsaontsaom-bava |
| Anagrams | kotsetsa, 24 tsetsoka |
| Updated on 2026/04/22 |
|