| Entry | 1 kotsabaina |
| Root | 2 kotsaba |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny rano itsapahan' ny tongotra ka mamoaka feo manokana, ny rano voakoban'ny tongotra:
5 Nokotsabain' ny ankizy ny rano ka aiza no hisy trondro hihinana eo [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 10 ikotsabana, 11 kotsabaina |
| Updated on 2025/11/17 |
|