Entry | 1 kotrakotra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Efa ela nanaovana na niasana ka simbasimba be ihany: Fiarakodia efa kotrakotra iny no naka ny entany teto [1.1] |
Anagrams | 4 katrokatro, 5 kotrakotra, 6 trakotrako |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |