Entry | 1 korana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [koraña]
resaka, korankorana, resadresaka [Sihanaka]
4 [1.1] Resaka falifaly ataon' ny mpiray tampo na ny mpisakaiza: Korana sy hehy no nandaniana ny andro Fiaraha-mifaly, fiaraha-milalao: Ny any aminay dia feno korana lalandava |
Explanations in English |
5 [1.7] pleasant conversation |
Explanations in French |
6 [1.8] causerie joyeuse |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word korana |
Anagrams | 24 ankora, 25 korana, 26 Nakora, 27 Okrana, 28 ranoka, 29 rokàna, 30 ronaka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |