| Entry | 1 korotsahana |
| Part of speech | 2 passive verb |
| Root | 3 korotsaka |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Enti-milaza zavatra na olona ampidinan-javatra: Nokorotsahanay fasika mahamay ilay mpangalatra ka rifatra nandositra |
| Anagrams | 9 hanatsorako, hosantarako, hosatranako, korotsahana |
| Updated on 2025/07/29 |
|